Voir tous les Blog-moto
Moto Club de Madagascar

Moto Club Mada est fondée en Novembre 2009. C’est une association regroupant les fans et passionnés de moto scooter 2 et/ou 4 temps

Moto Club de Madagascar

Bonne année et bienvenue sur notre site.



Espace Pub Disponible

mbola ho averina? mbola ho averina?

Tontosa soa amantsara ny fihaonana fifampiarabana tratry ny taona izay natao ny 30 janv lasa teo teny @ espace Hélodée Andoaranofotsy!

Na dia nanorana vao maraina aza ny andro dia tsy nahasakana ny ankamaroan'ny mpikambana ho tonga izany.

T@ 9h ny fotoana teo @ Naza, ary t@ 10h30 kosa vao afaka nanainga satria maro ireo namana izay niova hevitra tampoka ka votery nandrasana,ny andro ihany koa iarahana mahalala ka tsy nifanomezan-tsiny.

Nisy ireo fialamboly maro isan-karazany izay natao teny an-toerana toy ny tennis, basket ary indrindra ny lomano izay nandraisan'ny rehetra anjara...

Teo ihany koa ny manège izay nandraisan'i Bota (Tahiry), sy Sonny ny "commande"....Mahafinaritra e!!!!!

Ankoatra ireo dia nanapaka sy nanazava ny "reglements" sy ny "adhesion" ato @ club ny mpikambana rehetra.( jereo ny lien eto @ akavia: "aty jerena azafady...")


Mbola maro ny tetikasa taterahina koa manentana ny tsirairay mba andray anjara feno sy hanolotra hevitra hanatsarana hatrany ny fikambanana

Posté par mcmada le 7 février 2011 3 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 14/02/2011 par parany
nisy koa nanao jaqui chan teo apanosehana maege
Commenter ce commentaire Fermer
Le 09/02/2011 par parany
nisy koa ny ba kiraro izay otrany gant tanana nahavariana ny olona rehetra
Commenter ce commentaire Fermer
Le 14/02/2011 par lalasy
nisy koa ny body building ...LOL b satria hono nanao piscine....aaaaaaahahaha Lol b
  Fermer


Retour à l'accueil de notre blog


  Flux RSS