Voir tous les Blog-moto
Moto Club de Madagascar - page 2

Moto Club Mada est fondée en Novembre 2009. C’est une association regroupant les fans et passionnés de moto scooter 2 et/ou 4 temps

Moto Club de Madagascar

Bonne année et bienvenue sur notre site.



Espace Pub Disponible

RDV le 27 fevrier 2011 RDV le 27 fevrier 2011

Le dimanche 27 Fevrier 2011 sera notre prochain rdv.

Départ: Naza analakely à 9h
Lieu: Betsizaraina RN2

Les repas ainsi que les desserts seront préparés par les reponsables,il vous suffit d'emmener votre(vos) boisson(s)ansi que la grillade

Les détails de cette sortie seront bientôt communiqués à chacun.

PS: - Participation 7000ar/personne A PAYER AVANT LE 20 FEV AUX PAVILLONS 688 ou 298

Posté par mcmada le 7 février 2011 4 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 14/02/2011 par lalasy
ho entinay dooly zan ny ankizy madinika fa isy anim hono kou LOOL .
sao mba misy trampoline ao d gorisa d manège ptdr
Commenter ce commentaire Fermer
Le 14/02/2011 par parany
fa akizy lebe aloa sa akizy kely le oentnjy io e!samy hafa b zany an
  Fermer
Le 14/02/2011 par nil
ié,say mtondra ny trempoline-ny,sy manège e! lol
  Fermer
Le 09/02/2011 par parany
hisy anim bdb ao an
Commenter ce commentaire Fermer


mbola ho averina? mbola ho averina?

Tontosa soa amantsara ny fihaonana fifampiarabana tratry ny taona izay natao ny 30 janv lasa teo teny @ espace Hélodée Andoaranofotsy!

Na dia nanorana vao maraina aza ny andro dia tsy nahasakana ny ankamaroan'ny mpikambana ho tonga izany.

T@ 9h ny fotoana teo @ Naza, ary t@ 10h30 kosa vao afaka nanainga satria maro ireo namana izay niova hevitra tampoka ka votery nandrasana,ny andro ihany koa iarahana mahalala ka tsy nifanomezan-tsiny.

Nisy ireo fialamboly maro isan-karazany izay natao teny an-toerana toy ny tennis, basket ary indrindra ny lomano izay nandraisan'ny rehetra anjara...

Teo ihany koa ny manège izay nandraisan'i Bota (Tahiry), sy Sonny ny "commande"....Mahafinaritra e!!!!!

Ankoatra ireo dia nanapaka sy nanazava ny "reglements" sy ny "adhesion" ato @ club ny mpikambana rehetra.( jereo ny lien eto @ akavia: "aty jerena azafady...")


Mbola maro ny tetikasa taterahina koa manentana ny tsirairay mba andray anjara feno sy hanolotra hevitra hanatsarana hatrany ny fikambanana

Posté par mcmada le 7 février 2011 3 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 14/02/2011 par parany
nisy koa nanao jaqui chan teo apanosehana maege
Commenter ce commentaire Fermer
Le 09/02/2011 par parany
nisy koa ny ba kiraro izay otrany gant tanana nahavariana ny olona rehetra
Commenter ce commentaire Fermer
Le 14/02/2011 par lalasy
nisy koa ny body building ...LOL b satria hono nanao piscine....aaaaaaahahaha Lol b
  Fermer


Détails Détails

Araka izay voalaza dia hatao @ 30Janvier 2011 ho avy izao ny fihaonana voalohany sady fifampiarahabana tratry ny taona amin'ny samy mpikambana.


Toerana: ESPACE ELODE Andoharanofotsy
Toerana iaingana: Naza Electronique @ 9h
Activités: foot,basket,babyfoot,manège,natation...

Araky ny mahazatra dia mitondra sakafo sy rano sahaza azy avy ny tsirairay.
Torakizany koa ny brochette izay iarahana mitono eny an-toerana.

Betsaka ny zavatra ho dinihina sy ho tapahina amin'io fotoana io koa tongava maro arak'izay azo atao ny tsirairay

PS: samia manomana 3000Ariary (15 000fmg)na 1000Ariary ho an'izay tsy milomano.

Tenue au départ: casque, T-shirt motoclub,maillot de bain, bottes... :-p
Mitondrà vady aman-janaka,namana sy tapaka e...!

Posté par mcmada le 17 janvier 2011 3 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 18/01/2011 par Sonny
ok ok tsy maintsy tonga tsika amin'io.
o ra prezda a?!tokony asiana maillot de bain "moto club de mada" koa an?!lol...
ça va be le hetsika tsika, hitohy hatrany foana e
Commenter ce commentaire Fermer
Le 04/02/2011 par parany
aiza ny botinla ra sony a
  Fermer
Le 24/01/2011 par Lalasy
oajay atao inn rtony bottes a!? bottes de pluie v zany aaaaaaaaahahaha LOL b
  Fermer


 Page : < précédente| 1 2 3 4 | suivante >



  Flux RSS