Voir tous les Blog-moto
Moto Club de Madagascar

Moto Club Mada est fondée en Novembre 2009. C’est une association regroupant les fans et passionnés de moto scooter 2 et/ou 4 temps

Moto Club de Madagascar

Bonne année et bienvenue sur notre site.



Espace Pub Disponible

Pour le 08Mai 2011 Pour le 08Mai 2011

Miarahaba anareo indray.
Araka ny efa voalaza teo ambony dia hatao ny 08 Mi izay indray izany ny fiarahana miala voly eto @ club.
Koa ny toerana dia mbola iarahana manapaka amin'io andro io, fa ny alavirana no 60km miala eto Tanà.
Noho izany dia iala aloha isika mba tsy ho lany andro mifapiandry ka @ 08h30 tsy diso ny fiaingana MIARAKA.
Aza adino ny papiers momba ny moto, ny casques sy ny aro orana rehetra.
Samy mitondra sakafo sy rano sahaza azy avy.
Marihina fa amin'io andro io dia izara fiche d'adhésion isika mba ahafahana mahafantatra ny tena iosantsika marina, koa ho an'izay afaka dia mitondrà sary tapaka iray.
Manantena ny fahavitrian'ny tsirairay aza e!!

Posté par mcmada le 7 mai 2011 0 commentaire - Soyez le 1er! Recommander


Notre prochain RDV Notre prochain RDV

Le 08 Mai 2011
Lieu: Pk60 vers RN2
Départ exact: 08h30 chez Naza Analakely
Samy mitondra sakafo sy rano ary ny brochette sahaza ny tsirairay.

PS: Tsy maintsy ara-dalàna avokoa ny papier momba ny moto tsirairay, ny casque...

Posté par mcmada le 29 mars 2011 2 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 06/04/2011 par pa
Matoky antsiaka reetra zany an
Commenter ce commentaire Fermer
Le 22/04/2011 par lalasy
ehh lé papier no toa hanalasala kouuu
  Fermer


Ambohibao.... Ambohibao....

Salama daholo isika mpamaky sy mpitsidika ny tranonkala ary indrindra isika mpikambana ato @ MotoClub de Madagascar.

Tontosa soa aman-tsara ny fiarahana sy fialam-boly izay natao t@ Alahady 20 Mars 2011 teny Ambatolampy Ambohibao.

Isaorana avokoa isika izay namaly ny antso sy ireo izay nanampy t@ fanatontosana izany fiarahana izany.

Maro ireo fialam-boly niarahan'ny mpikambana natao tamin'izany, toy ny:
lomano,babyfoot,billard,slalom moto....

Teo ihany koa ny fiarahana mitono maskita izay efa mahazatra ny mpikambana.
Ny hariva no notapahina niaraka indray ny mety ho atao amin'ny fivoahana manaraka koa tapaka aza fa ny ALAHADY 08 Mai 2011 izao no andeha isika.

Ny toerana dia Rn2 ka tsy voafaritra izany fa mandeha 60km isika dia mijanona. Izany hoe 120km mandroso sy miverina.
Naroso ho @ 8h30 tsy diso ny fiangana mba isorohana ny orana @ hariva ka afahana miverina ampilaminana.

Raha mila fanazavana fanampiny dia miantsoa ny 0331117119 na ny 0341411902.

Dia manantena ny fanatevenanao ny laharantsika azy e!!!!!

Ny birao MCM

PS: Ny sary mirakitra ny club d...

lire la suite Lire la suite
Posté par mcmada le 29 mars 2011 2 commentaires Recommander
Commenter cet article Fermer


Le 06/04/2011 par pa
nahafinaritra le njery sary an!poama ignas sy bota!lol
Commenter ce commentaire Fermer
Le 22/04/2011 par lalasy
hay v miala aloha e!! fa mba mis borne v any ahitana oe 60 km tokoa isika zao
  Fermer


 Page : 1 2 3 4 | suivante >



  Flux RSS